auto save
This commit is contained in:
parent
0bb68a79e9
commit
e49b1e906c
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Da nahita gne lagnitry nivoa iaho ary nagnety ka nisy soavaly fotsy. Gne nimpitiky taminazy da nangia hoe mahatoky sy marigny. Amy gne fahamarigna gne hitsarany sy hiadiany. Gne masony da akoy gne lelan'afo, ary eo amè lohany misy satro-boninahitry maro. Mana agnara eo aminazy izay tsy misy mahafantatry afa-tsy izy avao izy.
|
||||
Da nahita gne lagnitry nivoa iaho ary nagnety ka nisy soavaly fotsy. Gne nimpitiky taminazy da nangia hoe mahatoky sy marigny. Amy gne fahamarigna gne hitsarany sy hiadiany. Gne masony da akoy gne lelan'afo, ary eo amè lohany misy satro-boninahitry maro. Mana agnara eo aminazy izay tsy misy mahafantatry afa-tsy izy avao izy. Magnisy akanjo lava izay nazoboky tao amè rà izy, ary gn,agnagnarany da nangia hoe gne Tegnan'Andriama
|
Loading…
Reference in New Issue