auto save
This commit is contained in:
parent
a960f66729
commit
e2986259ad
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Ity gne fanambarà an'i Jesosy Kristy izay nomen'Andriamanitry anazy hagnaboaha gne mpanompony gne raha tsy maintsy hibôky. Nampahafantariny izany tame alalan'gne fagnirahany gne anjeliny ho an'i Jaona mpanompony. Jaona da nagnamary gne monban'gne zakan'Andriamanitra sy gne fijoroa vavolombelo mikasika an'i Jesosy Kristy, sy ireo raha rehetra hitany. sambatra izy izay mamaky ame feo abo, ary izay miteno
|
Ity gne fanambarà an'i Jesosy Kristy izay nomen'Andriamanitry anazy hagnaboaha gne mpanompony gne raha tsy maintsy hibôky. Nampahafantariny izany tame alalan'gne fagnirahany gne anjeliny ho an'i Jaona mpanompony. Jaona da nagnamary gne monban'gne zakan'Andriamanitra sy gne fijoroa vavolombelo mikasika an'i Jesosy Kristy, sy ireo raha rehetra hitany. sambatra izy izay mamaky ame feo abo, ary izay miteno gne zakan'izany faminania izany,sy izay mitandrigny izay voasoratry ao aminazy, satria
|
Loading…
Reference in New Issue