auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-12 01:24:25 -05:00 committed by root
parent 78bb03385f
commit df0c13ec97
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary nahita bibi-dihy iaho niakatry avy tamè ranomasy. Nana tandroky folo izany ary loha fito. teo amè tandrony da nisy diadema filo, ary teo amè lohany da nisy agnara fizaka ratsy avy. Gne bibi-dihy izay hitako da mitovy amy gne leoparda. Gne tombony da akoy gne tomboky gne
Ary nahita bibi-dihy iaho niakatry avy tamè ranomasy. Nana tandroky folo izany ary loha fito. teo amè tandrony da nisy diadema filo, ary teo amè lohany da nisy agnara fizaka ratsy avy. Gne bibi-dihy izay hitako da mitovy amy gne leoparda. Gne tombony da akoy gne tomboky gne bera, ary ny vavany da akoy gne nvavan'e lio