diff --git a/18/15.txt b/18/15.txt index 43f637a..8e230b1 100644 --- a/18/15.txt +++ b/18/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 \v 16 \v 17 Gne mpivarotry gne enta izay lasa mpanan-karena noho izy da hiala aminazy lavitry nohon'gne fatahora gne fijalia, hiatagny sy hisaogny mafy. Nizàka indreo hoe: "Loza, Loza ho an'gne lamban-drongony tena tsara, volomparasy, sy mena ary noravaha tamè volamena, firavaky sarobidy, ary vatosoa! Agnatin'gne lera raiky da hanjavogny izany hare zany. "Gne kapitenin-tsambo agnaby, gne nandeha egny ambonin'gne ranomasy aby, tatsambo, sy izay rehe \ No newline at end of file +\v 15 \v 16 \v 17 Gne mpivarotry gne enta izay lasa mpanan-karena noho izy da hiala aminazy lavitry nohon'gne fatahora gne fijalia, hiatagny sy hisaogny mafy. Nizàka indreo hoe: "Loza, Loza ho an'gne nitafy lamban-drongony tena tsara, volomparasy, sy mena ary noravaha tamè volamena, firavaky sarobidy, ary vatosoa! Agnatin'gne lera raiky da hanjavogny izany hare zany. "Gne kapitenin-tsambo agnaby, gne nandeha egny ambonin'gne ranomasy aby, tatsambo, sy izay rehetra mimpetraky an-dranomasy, da hitsanga alavitry. \ No newline at end of file