auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-23 02:35:32 -05:00 committed by root
parent d8acb57ce3
commit d3afee2f50
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ka tsy hisy esanaky gne vôhozona. Gne seza fiandrianan'Andriamanitra sy gne Zanak'ondry da ho ao amè tanà, ary gne mponompony da hanompo Enazy. Hahita gne Endrikin-dreo, ary gn'Agnarany da ho eo amè pandandreo. Ka tsy hisy ariva esanaky; indreo da tsy mila fahazavan'e jiro na gne masoandro esanaky satria gne Tompo Andriamanitra gne hazava eo amindreo. Ary hanjaka mandrakizay
\v 3 a tsy hisy esanaky gne vôhozona. Gne seza fiandrianan'Andriamanitra sy gne Zanak'ondry da ho ao amè tanà, ary gne mponompony da hanompo Enazy. \v 4 Hahita gne Endrikin-dreo, ary gn'Agnarany da ho eo amè pandandreo. \v 5 Ka tsy hisy ariva esanaky; indreo da tsy mila fahazavan'e jiro na gne masoandro esanaky satria gne Tompo Andriamanitra gne hazava eo amindreo. Ary hanjaka mandrakizay doria indreo.