auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-01-28 21:19:17 -05:00 committed by root
parent 3138bb2f17
commit d368bf38f5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa manan-dresaky kidy aminao Aho: " Misy sasany aminareo mitagna mafy gne fampianaran'i Balama, izay nampianatry an'i Balaka hagnisy fandavoa eo agnoloan'gne zanak'Israely, mba hinanandreo gne sakafo nany soro ho an'gne sampy ary ho fijangajanga. Akô izany koa, misy sasany aminareo izay mitagna mafy
\v 14 \v 15 Fa manan-dresaky kidy aminao Aho: " Misy sasany aminareo mitagna mafy gne fampianaran'i Balama, izay nampianatry an'i Balaka hagnisy fandavoa eo agnoloan'gne zanak'Israely, mba hinanandreo gne sakafo nany soro ho an'gne sikidy ary ho fijangajanga. Akô izany koa, misy sasany aminareo izay mitagna mafy gne fampianaran'gne Nikolaita.