auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-22 03:20:12 -05:00 committed by root
parent df573d02fd
commit d1bc003ea0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Niakatry teo ambonin'e tany lemaky indreo ary nagnodidy gne tobiky gne mpino, gne tanà malala. Nefa nisy afo nidina avy tagny an-dagnitry ary nandavo endreo. Gne devoly, izay namitak endreo, da natoraky tao amè farihy gn'afo solifara, toera izay ha
Niakatry teo ambonin'e tany lemaky indreo ary nagnodidy gne tobiky gne mpino, gne tanà malala. Nefa nisy afo nidina avy tagny an-dagnitry ary nandavo endreo. Gne devoly, izay namitak endreo, da natoraky tao amè farihy gn'afo solifara, toera izay hagnatoraha gne bibi-dy sy gne mpaminany sandoky Ary ho ampinjaly atoandro aman'aly mandrakizay ary mandrakizay indreo