auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-12 08:52:10 -05:00 committed by root
parent 43dc147a47
commit ccc9bcaa26
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nihira hira vaovao teo aloan'e seza fiandriana sy teo aloan'gne rahà-managnay efatry sy gne loholo indreo. Tsy nisy ndre ia ndre ia afaky nianatry gne hira afa-tsy gne 144.000 izay novidy avy teto an-tany avao. Io da olo izay tsy nandoto gne tegnandreo tamim-biavy, fa niteno gne zakany madio ara-nofo indreo. Izany da izay magnaraky gne Zanak'ondry na aia na aia ombany. Izy ireny da novidy avy tamy gn'olombelo
Nihira hira vaovao teo aloan'e seza fiandriana sy teo aloan'gne rahà-managnay efatry sy gne loholo indreo. Tsy nisy ndre ia ndre ia afaky nianatry gne hira afa-tsy gne 144.000 izay novidy avy teto an-tany avao. Io da olo izay tsy nandoto gne tegnandreo tamim-biavy, fa niteno gne zakany madio ara-nofo indreo. Izany da izay magnaraky gne Zanak'ondry na aia na aia ombany. Izy ireny da novidy avy tamy gn'olombelo mitovy amè voloham-bokatry ho an,Andriamanitra sy ho an'e Zanak'ondry. Tsy nisy vandy hita tao amy gne molotri-