auto save
This commit is contained in:
parent
d56f5073f8
commit
be4f4e7b74
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa hoy enareo hoe: 'Manan-kare iaho, nana fitaova maro, ka tsy nana ndre ino ndre ino. 'kanefa tsy fantanareo fa enereo gne tena mijaly, mapalahelo, mahantra, jamba ary miborida. Tenomo gne torohevitriko: Mividiana volamene voadio tame afo aminaha mba ho lasa mpanan-kare enereo, ary akanjo fotsy ma mba ho afaky mampisiky gne tegnanereo enereo ka tsy hagnabôky gne hegnetry gne fiboridagnanareo, ary hagnosotry gne masonareo mba hahiratanareo.
|
||||
Fa hoy enareo hoe: 'Manan-kare iaho, nana fitaova maro, ka tsy ma ndre ino ndre ino. 'kanefa tsy fantanareo fa enereo gne tena mijaly, mapalahelo, mahantra, jamba ary miborida. Tenomo gne torohevitriko: Mividiana volamene voadio tame afo aminaha mba ho lasa mpanan-kare enereo, ary akanjo fotsy mataniky mba ho afaky mampisiky gne tegnanereo enereo ka tsy hagnabôky gne hegnetry gne fiboridagnanareo, ary hagnosotry gne masonareo mba hahiratanareo.
|
Loading…
Reference in New Issue