diff --git a/18/01.txt b/18/01.txt index 31caf69..053d9d6 100644 --- a/18/01.txt +++ b/18/01.txt @@ -1 +1 @@ -Tafaran'io raha io da nahita anjely hafa izay nidigny avy agny an-dagnitry iaho. Nana fahefa zakabe izy, ary namirampiratry nohon'gne voninahitra gne tany. Nitoreo tame feo mafy izy, nizaka hoe: " Nidaboky, nidaboky the Babylona zakabe! Lasa nivadiky toeram-ponenan'gne demony, fialofa ho an'gne fagnahy maloto, ary fialofa ho an'gne voro maloto agnaby da nisotrogne divain'gne fitondran-tena \ No newline at end of file +Tafaran'io raha io da nahita anjely hafa izay nidigny avy agny an-dagnitry iaho. Nana fahefa zakabe izy, ary namirampiratry nohon'gne voninahitra gne tany. Nitoreo tame feo mafy izy, nizaka hoe: " Nidaboky, nidaboky the Babylona zakabe! Lasa nivadiky toeram-ponenan'gne demony, fialofa ho an'gne fagnahy maloto, ary fialofa ho an'gne voro maloto agnaby da nisotrogne divain'gne fitondran-tena malotony. \ No newline at end of file