From 91ebcfe878f17a511dd0976e4edf9a1177ec26e1 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD135 <> Date: Sun, 9 Feb 2020 04:03:31 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 07/15.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/07/15.txt b/07/15.txt index 2db267c..931fb13 100644 --- a/07/15.txt +++ b/07/15.txt @@ -1 +1 @@ -Naho izany antony izany, da eo alohan'e seza fiandrianan'Andriamanitra indreo, sy mivavaky aminazy andro atoandro sy ariva ao amè tempoliny. Gne raiky izay nipetraky teo amè seza fiandriana da hamelatry gne lainy amindreo. Tsy ho mosary isanaky indreo, na hangetaheta koa. Tsy hamely enazy gne masoandro, na gne hafana magnoro. Fa gne Zanak'ondry eo atagnategnan'e seza fiandriana gne ho mpiamby endreo sy hitari- \ No newline at end of file +Naho izany antony izany, da eo alohan'e seza fiandrianan'Andriamanitra indreo, sy mivavaky aminazy andro atoandro sy ariva ao amè tempoliny. Gne raiky izay nipetraky teo amè seza fiandriana da hamelatry gne lainy amindreo. Tsy ho mosary isanaky indreo, na hangetaheta koa. Tsy hamely enazy gne masoandro, na gne hafana magnoro. Fa gne Zanak'ondry eo atagnategnan'e seza fiandriana gne ho mpiamby endreo sy hitari-dala endreo agny amè loharanon'e rano velo ary hofafan'Andriamanitra gne ranomaso \ No newline at end of file