auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-01-29 22:22:54 -05:00 committed by root
parent 37788ccc66
commit 84ce509d90
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 Igny! Indreo izay an'gne synagogan'gne satana, ireo izay mizaka fa jiosy indreo. Haniko avy da handohaliky eo an-tongonao indreo, ary ho avy indreo mba hahalala fa nitia anao Iaho. satria efa nitandrigny gne bekiko tame fahareta enareo, da hiaro anareo ame andro fitsapa izayefa ho avy am'izao tontolo aby izao evaokoa Iaho, mba hitsapa ireo izay miay eo ambonin'gne tany. Ho avy tsy ho ela Aho. Tazomy mafy izay anagnanao mba tsisy afa \v 9 \v 10 \v 11 Igny! Indreo izay an'gne synagogan'gne satana, ireo izay mizaka fa jiosy indreo. Haniko avy da handohaliky eo an-tongonao indreo, ary ho avy indreo mba hahalala fa nitia anao Iaho. satria efa nitandrigny gne bekiko tame fahareta enareo, da hiaro anareo ame andro fitsapa izayefa ho avy am'izao tontolo aby izao evaokoa Iaho, mba hitsapa ireo izay miay eo ambonin'gne tany. Ho avy tsy ho ela Aho. Tazomy mafy izay anagnanao mba tsisy afaky hangala gne satro-boninahitrao.