auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-01-30 22:28:13 -05:00 committed by root
parent 5528808cb5
commit 722fdcf0c9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tafaran'izany raha izany da nagnety iaho, ary nahita varangara kariy nivoha tegny ame lagnitry. Gne feo voalohany izay reko da niresaky taminaha mitovy ame atsiva, nagnano hoe: " Miakara aty, ary hambarako anao izay tsy maintsy hibôky afaran'ireo raha ireo." Nisy fotoa iaho voatariky gne Fagnahy, ary nahita fa nisy seza volamena niperaky tegny ame lagnitry, nisy olo nidoboky teo ambonin'izany. Gne raiky izay nidoboky teo ambonin'izany.
Tafaran'izany raha izany da nagnety iaho, ary nahita varangara kariy nivoha tegny ame lagnitry. Gne feo voalohany izay reko da niresaky taminaha mitovy ame atsiva, nagnano hoe: " Miakara aty, ary hambarako anao izay tsy maintsy hibôky afaran'ireo raha ireo." Nisy fotoa iaho voatariky gne Fagnahy, ary nahita fa nisy seza volamena niperaky tegny ame lagnitry, nisy olo nidoboky teo ambonin'izany. Gne raiky izay nidoboky teo ambonin'izany. Gne raiky