diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt index 481ca7b..8bb86aa 100644 --- a/03/01.txt +++ b/03/01.txt @@ -1 +1 @@ -Sorato ho an'gne anjelin'gne fiangona agny Sardisy hoe: 'Izao gne zakain'gne mitàgna gne Fagnahy fiton'Andriamanitra sy ireo kintagny fito. ''Fantako izay namboarinao. Malaza ho velo anao, nefa anao maty. Mifohaza ary atanjahy izay tavela, fa efa ho faty, satria tsy \ No newline at end of file +Sorato ho an'gne anjelin'gne fiangona agny Sardisy hoe: 'Izao gne zakain'gne mitàgna gne Fagnahy fiton'Andriamanitra sy ireo kintagny fito. ''Fantako izay namboarinao. Malaza ho velo anao, nefa anao maty. Mifohaza ary atanjahy izay tavela, fa efa ho faty, satria tsy hitako vita ireo asanao eo imason'Andriamanitrako. \ No newline at end of file