diff --git a/01/17.txt b/01/17.txt index 8109d12..53720ef 100644 --- a/01/17.txt +++ b/01/17.txt @@ -1 +1 @@ -Raha nagnety Anazy iaho, da lavo tame tongony mitovy ame maty. Nikity anaha tame tagnany ankavana Izy da nagnano hoe: " Ka matahotry. Iaho gne voalohany sy gne farany, ary gne raiky izay velo. Efa maty Iaho, \ No newline at end of file +Raha nagnety Anazy iaho, da lavo tame tongony mitovy ame maty. Nikity anaha tame tagnany ankavana Izy da nagnano hoe: " Ka matahotry. Iaho gne voalohany sy gne farany, ary gne raiky izay velo. Efa maty Iaho, fanefa, velo mandrakizay! Ary Iaho mana gne lakilen'gne fahafatesa sy gne fiaigna tsy hita. \ No newline at end of file