auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-09 04:03:31 -05:00 committed by root
parent 0c70d46361
commit 5c0c6b979f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nisy anjely hafa avy, nita lasety volamena fagnoroa ditin-kazo magnitry, nitsanga teo ambonin'gne alitara. Ditin-kazo magnitry maro gne nome enazy mba hagnomezany izany mbamin'ny vavaky gne mpino agnaby eo ambonin'gn'alitara volamena fagnoroa ditin-kazo magnitry eo aloan'gne sezam-boninahitry. Gne setroky gne ditin-kazo magnitry, mbamin'ny vavaky gne mpino, da niakatry teo alohan'Andriamanitra avy amè tagnany gn'anjely. Nangala gne lasety fagnoroa ditin-kazo magnitry gn'anjely ary nameno
Nisy anjely hafa avy, nita lasety volamena fagnoroa ditin-kazo magnitry, nitsanga teo ambonin'gne alitara. Ditin-kazo magnitry maro gne nome enazy mba hagnomezany izany mbamin'ny vavaky gne mpino agnaby eo ambonin'gn'alitara volamena fagnoroa ditin-kazo magnitry eo aloan'gne sezam-boninahitry. Gne setroky gne ditin-kazo magnitry, mbamin'ny vavaky gne mpino, da niakatry teo alohan'Andriamanitra avy amè tagnany gn'anjely. Nangala gne lasety fagnoroa ditin-kazo magnitry gn'anjely ary nameno izany tamè gn'afo avy amy gn'alitara. Avy eo natorakiny tamy gne tany izany, ary nisy varatry nagneno