auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-21 09:02:49 -05:00 committed by root
parent dd6a06c6a9
commit 59334efdaf
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Gn'anjely nizaka taminahy hoe: "Sorato izao: Sambatry gne izay nangiany tamy gne fety fampekaram-badin'gne Zanak'ondry. Nizaka taminahy koa izy hoe:"Io da zaka marin'Andriamanitra." Nandohalika teo amy gne tambony mba hanompo enazy iaho, fa hoy izy taminahy:"Ka magnano enio! Iaho da mpiara-manompo aminao sy gne rahalahana
Gn'anjely nizaka taminahy hoe: "Sorato izao: Sambatry gne izay nangiany tamy gne fety fampekaram-badin'gne Zanak'ondry. Nizaka taminahy koa izy hoe:"Io da zaka marin'Andriamanitra." Nandohalika teo amy gne tambony mba hanompo enazy iaho, fa hoy izy taminahy:"Ka magnano enio! Iaho da mpiara-manompo aminao sy gne rahalahanao izay mita gne fitsangana vavolombelo momba an'i Jesosy. Manompoa an'Andriamanitra, fa gne fitsangana vavolombelo momba an'i