auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-09 04:03:15 -05:00 committed by root
parent 6eeba54e26
commit 55cf4a4de5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tafaran'gne rahà gne da nagnety iaho, ary nisy olo maro be izay tsy tody isaina--- avy tamè firenena, foko, olo, ary fizaka agnaby--- nitsanga teo nagnatriky gne seza fiandriana sy teo alohan'gne Zanak'ondry. Nanao ankajo lava fotsy sy mita sampa-drofia teny amè tagnandreo, ary nangaiky mafy tamè feo mahery indreo nagnano hoe:"Gne famonje da an'Andriamanitrintsika izay mipetraky eo ambo
\v 9 faran'gne rahà gne da nagnety iaho, ary nisy olo maro be izay tsy tody isaina--- avy tamè firenena, foko, olo, ary fizaka agnaby--- nitsanga teo nagnatriky gne seza fiandriana sy teo alohan'gne Zanak'ondry. Nanao ankajo lava fotsy sy mita sampa-drofia teny amè tagnandreo, \v 10 ary nangaiky mafy tamè feo mahery indreo nagnano hoe:"Gne famonje da an'Andriamanitrintsika izay mipetraky eo ambonon'gne seza fiandriana, sy an'gne Zanak'ondry!"