diff --git a/07/15.txt b/07/15.txt index 726dcd7..0a2df6a 100644 --- a/07/15.txt +++ b/07/15.txt @@ -1 +1 @@ -Naho izany antony izany, da eo alohan'e seza fiandrianan'Andriamanitra indreo, sy mivavaky aminazy andro atoandro sy ariva ao amè tempoliny. Gne raiky izay nipetraky teo amè seza fiandriana da hamelatry gne lainy amindreo. Tsy ho mosary isanaky indreo, na hangetaheta koa. Tsy hamely enazy gne masoandro, \ No newline at end of file +Naho izany antony izany, da eo alohan'e seza fiandrianan'Andriamanitra indreo, sy mivavaky aminazy andro atoandro sy ariva ao amè tempoliny. Gne raiky izay nipetraky teo amè seza fiandriana da hamelatry gne lainy amindreo. Tsy ho mosary isanaky indreo, na hangetaheta koa. Tsy hamely enazy gne masoandro, na gne hafana magnoro \ No newline at end of file