auto save
This commit is contained in:
parent
0e9d46a0dc
commit
42172618a8
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tafaran'izany raha izany da nagnety iaho, ary nahita varangara kariy nivoha tegny ame lagnitry. Gne feo voalohany izay reko da niresaky taminaha mitovy ame atsiva, nagnano hoe: " Miakara aty, ary hambarako anao izay tsy maintsy hibôky afaran'ireo raha ireo." Nisy fotoa iaho voatariky gne Fagnahy, ary nahita fa nisy seza volamena niperaky tegny ame lagnitry, nisy olo nidoboky teo ambonin'izany. Gne raiky izay nidoboky teo ambonininy da mangalatahiky gne jaspa sy karneola. Nisy ava nagnodidy
|
||||
Tafaran'izany raha izany da nagnety iaho, ary nahita varangara kariy nivoha tegny ame lagnitry. Gne feo voalohany izay reko da niresaky taminaha mitovy ame atsiva, nagnano hoe: " Miakara aty, ary hambarako anao izay tsy maintsy hibôky afaran'ireo raha ireo." Nisy fotoa iaho voatariky gne Fagnahy, ary nahita fa nisy seza volamena niperaky tegny ame lagnitry, nisy olo nidoboky teo ambonin'izany. Gne raiky izay nidoboky teo ambonininy da mangalatahiky gne jaspa sy karneola. Nisy ava nagnodidy gne seza volamena.
|
Loading…
Reference in New Issue