auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-22 03:20:12 -05:00 committed by root
parent d92a23b8de
commit 2b69d2b415
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary nahita anjaly nidigny avy tagny an-dagnitry iaho. Nana gne fangalahidin'gne lavaky tsy hita farany izy, ary nana rojo vy zakabe tegny an-tagnany. Nanambotry gne dragona izy, gne menara taloha, gne devoly, na satana, ary nofiheziny arivo taona. Natorakiny tagny amè lavaky tsy hita fihafarany izy, nohidiany izany ary nise tombo-kase teo aminazy. Naniny izay mba tsy hamitahany gne firenena maro angia mandra
Ary nahita anjaly nidigny avy tagny an-dagnitry iaho. Nana gne fangalahidin'gne lavaky tsy hita farany izy, ary nana rojo vy zakabe tegny an-tagnany. Nanambotry gne dragona izy, gne menara taloha, gne devoly, na satana, ary nofiheziny arivo taona. Natorakiny tagny amè lavaky tsy hita fihafarany izy, nohidiany izany ary nise tombo-kase teo aminazy. Naniny izay mba tsy hamitahany gne firenena maro angia mandra-pahatapitry gn'arivo taona. Afaran'izany, da tsy maintsy haboda fotoa k