diff --git a/06/15.txt b/06/15.txt index 4c993c5..0ecf848 100644 --- a/06/15.txt +++ b/06/15.txt @@ -1 +1 @@ -Avy eo gne mpanjakan'e tany sy gn'olo manan-danja, sy gne jeneraly, gne mpanan-karena, gne mahery, ary gne hafa agnaby, andevo sy afaka, nifiny tao agnatin'gne lava-bato sy tamè arambaton'e vohitry. Nizaka tamè vohitry sy tamè arambato indreo hoe:" Milavoa aminay! Afinio amy gny tarehin'gne raiky izay mipetraky eo ame seza fiandriana sy ame fahavigniran'e Zanak'ondry iahay. Fa Avy gn'andro zakaben'gne fahavignirandreo. I \ No newline at end of file +Avy eo gne mpanjakan'e tany sy gn'olo manan-danja, sy gne jeneraly, gne mpanan-karena, gne mahery, ary gne hafa agnaby, andevo sy afaka, nifiny tao agnatin'gne lava-bato sy tamè arambaton'e vohitry. Nizaka tamè vohitry sy tamè arambato indreo hoe:" Milavoa aminay! Afinio amy gny tarehin'gne raiky izay mipetraky eo ame seza fiandriana sy ame fahavigniran'e Zanak'ondry iahay. Fa Avy gn'andro zakaben'gne fahavignirandreo. Ia gne \ No newline at end of file