auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-22 03:20:12 -05:00 committed by root
parent 61cac00a1d
commit 2242a9997e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary nahita anjaly nidigny avy tagny an-dagnitry iaho. Nana gne fangalahidin'gne lavaky tsy hita farany izy, ary nana rojo vy zakabe tegny an-tagnany. Nanambotry gne dragona izy, gne menara taloha, gne devoly, na satana, ary nofiheziny arivo taona. Natorakiny tagny amè lavaky tsy hita fihafarany izy, nohidiany izany ary
Ary nahita anjaly nidigny avy tagny an-dagnitry iaho. Nana gne fangalahidin'gne lavaky tsy hita farany izy, ary nana rojo vy zakabe tegny an-tagnany. Nanambotry gne dragona izy, gne menara taloha, gne devoly, na satana, ary nofiheziny arivo taona. Natorakiny tagny amè lavaky tsy hita fihafarany izy, nohidiany izany ary nise tombo-kase teo