auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-09 04:03:31 -05:00 committed by root
parent 4cc7554b35
commit 0e122dd10e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Naho izany antony izany, da eo alohan'e seza fiandrianan'Andriamanitra indreo, sy mivavaky aminazy andro atoandro sy ariva ao amè tempoliny. Gne raiky izay nipetraky teo amè seza fiandriana da hamelatry gne lainy amindreo. Tsy ho mosary isanaky indreo, na hangetaheta koa. Tsy hamely enazy gne masoandro, na gne hafana magnoro
Naho izany antony izany, da eo alohan'e seza fiandrianan'Andriamanitra indreo, sy mivavaky aminazy andro atoandro sy ariva ao amè tempoliny. Gne raiky izay nipetraky teo amè seza fiandriana da hamelatry gne lainy amindreo. Tsy ho mosary isanaky indreo, na hangetaheta koa. Tsy hamely enazy gne masoandro, na gne hafana magnoro. Fa gne Zanak'ondry eo atagnategnan'e seza fiandriana gne ho mpiamby endreo sy hitari-