diff --git a/20/05.txt b/20/05.txt index 79985af..b7f0254 100644 --- a/20/05.txt +++ b/20/05.txt @@ -1 +1 @@ -Gn'ambindreo maty da tsy velo mandra-pahatapitry gn'arivo tao. Izany gne fitsangana volohany. Sambatry ary masina izay olo mana gn'anjara amè fitsangana voloany! Eo agnatrehan'izany da tsy manan-kery gn \ No newline at end of file +Gn'ambindreo maty da tsy velo mandra-pahatapitry gn'arivo tao. Izany gne fitsangana volohany. Sambatry ary masina izay olo mana gn'anjara amè fitsangana voloany! Eo agnatrehan'izany da tsy manan-kery gne fahafatese faharoy. Indreo da ho mpisoro an'Andriamanitra sy Kristy ary hanjaka miaraky Aminazy mandritry gn'arivo tao \ No newline at end of file