tkg_rev_text_reg/14/11.txt

1 line
352 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-12 13:52:10 +00:00
\v 11 Gne setroky avy amè fijalian-dreo da miakatry mandrakizay doria, ary tsy manampijanogna gn'atoandro sy gn'arivandreo- io mpanpmpon'e bibidy sy gne sariny io, ary gn'olo-agnaby izay mangala gne marikiny gn'agnarany. \v 12 Ity da aiky ho an'gne fahareta maharitrin'gne izay masina, ireo izay magneky gne didin'Andriamanitra ary mino an'i Jesosy."