tkg_rev_text_reg/21/07.txt

1 line
274 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-22 10:50:40 +00:00
Izay mandresy da handova gne rahà, ary Iaho no ho Andriaminitriny, ary izy ho zanako. Fa io gn'osa, tsy manam-pinoa, mampitsanga volovolo, mpagnano aody, mpanompo sampy, sy mavandy, da agny amè farihy mirehitr'afo solifara gne toeran-dreo. Izay gne fahafatesa fahaharoy."