tkg_rev_text_reg/20/05.txt

1 line
335 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-22 08:20:12 +00:00
\v 5 Gn'ambindreo maty da tsy velo mandra-pahatapitry gn'arivo tao. Izany gne fitsangana volohany. \v 6 Sambatry ary masina izay olo mana gn'anjara amè fitsangana voloany! Eo agnatrehan'izany da tsy manan-kery gne fahafatese faharoy. Indreo da ho mpisoro an'Andriamanitra sy Kristy ary hanjaka miaraky Aminazy mandritry gn'arivo tao.