tkg_rev_text_reg/04/07.txt

1 line
453 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-01-31 02:43:09 +00:00
Gne raha mana'gnay voalohany da akô gne liona, gne raha-mana'gnay faharoy akô gne zanak'omby , gne zavamana'gnay fahatelo da akô olo, ary ilay raha mana'gnay fahaefatry akô gne voro-mahery magnembo. Ireo raha mana'gnay efatry da samby mana elatry enina aby, feno maso gne amboniny sy gn'ambaniny. Atoandro sy hariva indreo da tsy mijanogny mizaka hoe: " Masigny, masigny, masigny gne Tompo Andriamanitry Tsitoha izay nisy, sy misy, ary mola ho avy."