tkg_mrk_text_reg/06/48.txt

1 line
323 B
Plaintext

\v 48 Hitany fa sahira mafy e mpianatriny satria nanohitry mafy e sambokely ndreo e rivotry. Teo ho eo ame ora fiambena fahefatry e aly da nandea amindreo hegny izy,\v 49 nandea ambony ranomasy, raha nahita enazy e mpianatry da raiki-taotry. \v 50 Eo no eo da nizaka tame ndreo izy: ''matokia! i aho avao ty! ka matatry!''