2 lines
390 B
Plaintext
2 lines
390 B
Plaintext
\v 33 Tamin'izany , noentin'i Jesosy nijotso niala gn' olo maro ity lehilahy ity ary nametrahany tagna tamè sofiny , raha avy nandrora ity lehilahy ity , da nokitihiny gne faritry teo ame lelany .\v 34
|
|
Raha vita izany da niandra gne lagnitry i Jesosy nitalao tame Zagnahary nizaka hoe "Efata" na hoe "maladia " \v 35 Tselasela teo , sitragny gne sofiny ary nahay nizaka mazava tsara izy. |