tkg_mrk_text_reg/05/36.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 36 Ra nahare gne zakandreo i Jesosy da hoy izy tame mpitariky gne synagoga oe: "ka matahatry. Minoa fotsiny evao". \v 37 Ary da tsy nisy nekeny niray tamnazy, afa-tsy Petera, Jakoba ary Jaona, rahalahan'i Jakoba. \v 38 Avy tame tragnone mpitariky gne synegoga indreo ary nahita olo nitabatabe be teo izy; notagny sy nitatatata indreo.