1 line
360 B
Plaintext
1 line
360 B
Plaintext
\v 29 \v 30 \v 31 Ra avy nizotso an'i synagoga da avy ame tragnon'i Simona izy amy Andre indreo,niaraky amin'i Jakoba sy Jaona.Ary gne rafozam-bavin'i Simona matory voane tazo,ka nizakandreo an'i Jesosy nge momba anazy.Da nagnatogny izy ka da nandray gne tagnany ary mampifoa anazy, da afaky gne tazony,da avy teo nanomboky nanompo anazy agnaby indreo tao. |