\v 14 Ra vosambitry i Jaona, da tonga tao Galilia i Jesosy nagnambara gne filazantsaran'Andremanitry, \v 15 ary nizaka hoe: "Efa avy gne fotoa, ary efa akaiky gne fanjakan'Andremanitra. Mibeba da minoa gne filazantsara. "