tkg_mrk_text_reg/01/16.txt

1 line
304 B
Plaintext

\v 16 Ra nandeha tegny amoron-dranomasin' i Galilia izy , da nahita any Simona izy amy Andrea ralahan'i Simona nagnarato. Satria pagnarato gnasany. \v 17 Hoy Jesosy tamindreo hoe: "avia magnaraky ana, fa aniko mpagnarato olona anareo. \v 18 "Eo eo avao da napetrany gnaratony ary nagnaraky anazy indreo.