\v 7 Nizaka izy hoe "misy raiky izay ho avy magnaraky ana izay mahery mihotry ana,ary tsy magneva ana gne hamafa gne tadin'ny gne kapany.\v 8 Iha magnano batisa anareo ame rano fa izy koa agnano batisa anareo ame Fana Masina"