|
\v 38 Nizaka izy hoe: "handeha tsika ame toera-kafa, ambandiky ame toeragny magnodidigny, mba avitako mitory teny amignagny koa. Fa izay gnantony gne nandehanako aty" . \v 39 Da nitety any Galilia izy, nitory teny tao ame synagogan'indreo sady nandroky devoly maro. |