tkg_mrk_text_reg/06/04.txt

1 line
347 B
Plaintext

hoy i jesosy tamindreo: ''tsy misy mpaminany tsy ome haja, afa-tsy amine tanindrazany miaraky amin'e havany akaiky miaraky amin'e ankohonany avao. ''Tsy afaky nagnano asa mahagaga izy,afa tsy e fametraha-tagna amin'e maharary kidikidy sady nagnasitragny andreo. Gaga amin'e tsy finoandreo izy. avy eo izy nandeha nagnodidigny e tanà hampianariny.