tkg_mrk_text_reg/14/47.txt

1 line
454 B
Plaintext

\v 47 Nisy mpianatry nitsaga teo, nagnazotso gne sabatriny ka nifira gne sofiny. Gne mpiaradia tamè mpisorombe.\v 48 Tamin'izay hoy Jesosy hoe: "avy anareo hisambotry anà, mitovy ame hisambotry dahalo, izay minday sabatry sy amesa? \v 49 Fa nagnino tamina nampianatry tao an-deglizy tsy nosamborinareo. Kanefa izay gne niseho mba hahatateraky gne vohalaza ao amè soratra Masy"\v 50 Nipody sy niala an'i Jesosy gn'olo niaraky taminizay Raha avy teo.