1 line
506 B
Plaintext
1 line
506 B
Plaintext
\v 1 Tamiza andro za, da nisy olo marobe teo, ary tsy nanasakafo hoanina. Da nangaiky e mpianatr'i Jesosy ka nizaka tamindreo hoe: '' \v 2 Mampalahelo anahy itoa olo itoa, satria efa telo andro indreo e nanohy magnaraky anahy ka tsy manasakafo. \v 3 Raha ampandeanako any andragnon'ny tsy misy sakafo. Da mety ho mimia andala. Ny sasany amindreo da avy any tana-lavitra. \v 4 Namaly andreo mpianatra ao hoe : '' Aiza no hahazoantsika mofo ampy hahavoky an'itoa vahoaka itoa, ety an-tany tsy misy akohoizao? |