tkg_mrk_text_reg/07/24.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 24 Raha vita izany , da niala teo i Jesosy ka nandeha nitety gne faritry Tyroy sy Sidona. Tafaran' izay ,da nisy viavy avy teo naharè\v 25 fa avy i Jesosy, ka nitondra gne zanany viavy nidiran' gne devoly; rehefa avy teo izy da nandohaliky tamè tomboky Jesosy . \v 26 Fantany tsara fa Grika io viavy io, Syro-foinika gne tany feviany. Arak'izay da nangataky tamin'i Jesosy ity viavy ity mba havôky Demony gne zanany viavy.