\v 16 Itoa gne voafafy tame tany feno vatovato, iza, ra nahare e zaka, da nandray izà tamimpifalia. \v 17 Tsy misy vahatriny amizany indreo, fa maharitry fotoa fo avao. Da tonga e fahoria na gne fagniagna noho ne zaka, ka avy da lavo indreo.