tkg_mrk_text_reg/01/23.txt

1 line
415 B
Plaintext

\v 23 Avy teo da nisy lelahy raiky tao ame synagoga izay nisy fagnà maloto nizaka mafy, \v 24 nagnano hoe: "Ino gn' ifandraisanay aminao, rô Jesosy Nazareana? Avy amotiky anay nda anao ty? Akô olo lalako avao anao. Anao gne Masin'andriamanitra!"\v 25 Nizaka mafy tame devoly i Jesosy nagnano hoe: "mangina ary mizotsa atoa !" \v 26 Ary gne fagnà maloto nampijaly, anazy da nizotso tao ary nizaka ame feo mafy.