\v 24 Da nitroatra izy, ka nizaka hoe : '' Mahita olo mitovy ame hazo mandehandeha iaho.'' \v 25 Napetrakan'i Jesosy teo ame masony indraiky e tagnany, ary nahita masony raha lehilahy, da niverigny tame laoniny e fahitany, ary nahita mazava tsara e raha aby izy.\v 26 Da nampandeanin'i Jesosy mody izy ary nozakainy hoe : '' Ka miditra ao an-tana.''