\v 22 Avy tagny Betsaida indreo. Ary nisy zamba raiky netin'olo taminazy ary niangavindreo i Jesosy mba hikasika anazy. \v 23 Nindesin'i Jesosy tame tagnany e jamba ary nitarika azy izotso e tana. Rehefa nandrora teo ame masony izy ary nametraka e tagnany teo aminy. Da nagnotany azy izy hoe : '' Mahita raha anao sa?''