auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-01-16 00:38:05 -05:00 committed by root
parent 4ca547964c
commit feeb9efc2a
8 changed files with 8 additions and 8 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Niala tamin'izanytoerana izany da nandeha tame faritry Jodia sy tagny ame faritry ambanin'e reniranon'ny Jordana, da nandeha koa tame vahoaky, Da araky gne mahazatry Enazy,da mampianatry endreo izy.Da nagnotany Enazy gne Fariseo mba hitsapa Enazy da nagntany hoe: "Aradalagny ho ane lehilahy avao gne misaraky ame vadiny? Da namaly izy hoe: " Ino gne nibekoan'i Mosesy anareo?"Da hoy indreo hoe: I Mosesy da nagnome alalagny e lehilahy raiky ame fisaraham-panambadia sady mandroaky anazy avy eo.
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Niala tamin'izanytoerana izany da nandeha tame faritry Jodia sy tagny ame faritry ambanin'e reniranon'ny Jordana, da nandeha koa tame vahoaky, Da araky gne mahazatry Enazy,da mampianatry endreo izy.Da nagnotany Enazy gne Fariseo mba hitsapa Enazy da nagntany hoe: "Aradalagny ho ane lehilahy avao gne misaraky ame vadiny? Da namaly izy hoe: " Ino gne nibekoan'i Mosesy anareo?"Da hoy indreo hoe: I Mosesy da nagnome alalagny e lehilahy raiky ame fisaraham-panambadia sady mandroaky anazy avy eo.

View File

@ -1 +1 @@
Hoy jesosy tamindreo: "Nohon'ny hamafisany gne fonareo gne nanoratany izany lalàna izany." Fa tame voalohany namorognan'e Zagnahary nagnambotry endreo ho lahy da vavy.
\v 5 \v 6 Hoy jesosy tamindreo: "Nohon'ny hamafisany gne fonareo gne nanoratany izany lalàna izany." Fa tame voalohany namorognan'e Zagnahary nagnambotry endreo ho lahy da vavy.

View File

@ -1 +1 @@
Ame gnanton'izany da elany i abany sy endriny gne lehilahy mitambatry ame vadiny izy, da mitovy ae olo raiky izindroy. Ka tsy ho roy koa indreo, fa hanjary olo raiky. Ka izay natambatre Zagnahary,da ôka tsy ho sarahiny gne olombelo."
\v 7 \v 8 \v 9 Ame gnanton'izany da elany i abany sy endriny gne lehilahy mitambatry ame vadiny izy, da mitovy ae olo raiky izindroy. Ka tsy ho roy koa indreo, fa hanjary olo raiky. Ka izay natambatre Zagnahary,da ôka tsy ho sarahiny gne olombelo."

View File

@ -1 +1 @@
Ary raha tao andragno indreo,da mbola nagnotany mikasiky enigny koa gne mpianatry. Hoy izy tamindreo hoe:"Ndre ia ndre ia lehilahy misaraky ame vadiny ka magnakatry viavy hafa da mijangajanga izy. Raha misaraky ame vadiny gne viavy ka manambady lehilahy hafa, da mijanagajanga izy."
\v 10 \v 11 \v 12 Ary raha tao andragno indreo,da mbola nagnotany mikasiky enigny koa gne mpianatry. Hoy izy tamindreo hoe:"Ndre ia ndre ia lehilahy misaraky ame vadiny ka magnakatry viavy hafa da mijangajanga izy. Raha misaraky ame vadiny gne viavy ka manambady lehilahy hafa, da mijanagajanga izy."

View File

@ -1 +1 @@
Avy eo indreo da ninday gne zanandreo teo amin'Azy mba hametrahany tagna, fa novignirany gne mpianatriny indreo." Fa tsikaritry i Jesosy igny raha igny, da vignitry mafy izy da nojakainy indreo hoe: " Avelay gne zaza hagnato Enahy, sady ka rara indreo , fa gne fanjakan'Andriamanitra da andreo sady mitovy amindreo.
\v 13 \v 14 Avy eo indreo da ninday gne zanandreo teo amin'Azy mba hametrahany tagna, fa novignirany gne mpianatriny indreo." Fa tsikaritry i Jesosy igny raha igny, da vignitry mafy izy da nojakainy indreo hoe: " Avelay gne zaza hagnato Enahy, sady ka rara indreo , fa gne fanjakan'Andriamanitra da andreo sady mitovy amindreo.

View File

@ -1 +1 @@
Zakaiko aminareo marina dato ,ndre ia ndre ia ts mandray gne fanjakanan'Andriamanitra mitovay ame zaza madiniky, da tsy hiditry amizany koa . Avy teo da notrotroiny ireo zaza madiniky ireo da notsofiny rano sady nametrahany tagna.
\v 15 \v 16 Zakaiko aminareo marina dato ,ndre ia ndre ia ts mandray gne fanjakanan'Andriamanitra mitovay ame zaza madiniky, da tsy hiditry amizany koa . Avy teo da notrotroiny ireo zaza madiniky ireo da notsofiny rano sady nametrahany tagna.

View File

@ -1 +1 @@
Ary raha nanomboky nandeha izy, da nisy lehilahy nihazakazaky da nandohaliky teo agnatrehany, ary nagnotany hoe:" Ry mpampianatry tsara , ino gne tsy maintsy amboariko mba handovako gne fiaigna mandrakizay?" IJesosy namaly hoe:" Nagnino angianao hoe tsara aho? Tsy misy tsara raha tsy gne Zagnahary raiky avao. Fatanao gne didy hoe :" Ka mamono olo, ka mijangajanga, ka mangalatry, ka mitsanga ho vavolombelo tsy maigny, ka mamitaky, hajay i abanao sy endrinao."
\v 17 \v 18 \v 19 Ary raha nanomboky nandeha izy, da nisy lehilahy nihazakazaky da nandohaliky teo agnatrehany, ary nagnotany hoe:" Ry mpampianatry tsara , ino gne tsy maintsy amboariko mba handovako gne fiaigna mandrakizay?" IJesosy namaly hoe:" Nagnino angianao hoe tsara aho? Tsy misy tsara raha tsy gne Zagnahary raiky avao. Fatanao gne didy hoe :" Ka mamono olo, ka mijangajanga, ka mangalatry, ka mitsanga ho vavolombelo tsy maigny, ka mamitaky, hajay i abanao sy endrinao."

View File

@ -1 +1 @@
Da hoy igny lehilahy igny se:" Mpampianatra ô, mbola tanora iaho da efa nariako agnaby io:" Nagnety anazy Jesosy sady tia anazy. Da hoy Izy taminazy se: Misy raha raiky tsy ampy aminao. Tsy maintsy avidinao agnaby gne fanagnanao da zaray ame tsy mana, da hanagny haregny agny andagnitry anao. Da aviteo magnaraha Enahy.
\v 20 \v 21 \v 22 Da hoy igny lehilahy igny se:" Mpampianatra ô, mbola tanora iaho da efa nariako agnaby io:" Nagnety anazy Jesosy sady tia anazy. Da hoy Izy taminazy se: Misy raha raiky tsy ampy aminao. Tsy maintsy avidinao agnaby gne fanagnanao da zaray ame tsy mana, da hanagny haregny agny andagnitry anao. Da aviteo magnaraha Enahy. F