auto save
This commit is contained in:
parent
506a4f26f5
commit
f3ec43ccea
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Sady tsisy olo magnisy divay vaovao ame siô hoditry lazony, ary raha tsy iza da ho rotan'ny gne divay e hoditry ne siô lazony no sady raraky e divay. Fa e tsara da divay vaovao e hahisy ame siô vao.
|
||||
Sady tsisy olo magnisy divay vaovao ame siô hoditry lazony, ary raha tsy iza da ho rotan'ny gne divay e hoditry ne siô lazony no sady raraky gne divay. Fa gne tsara da divay vaovao gne hahisy ame siô vao.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tame andro sabata da nande tame horaky maromaro e mpianatry i Jesosy, ary nitao vary indreo. Da hoy e Fariseo se: ''Hiteo eky me, nagnino indreo tsy magnaraky e lalagna ne andro sabata?''
|
||||
Tame andro sabata da nande tame horaky maromaro gne mpianatry i Jesosy, ary nitao vary indreo. Da hoy e Fariseo se: ''Hiteo eky me, nagnino indreo tsy magnaraky gne lalagna ne andro sabata?''
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Da hoy Iy tamindreo: '' Mbola tsy novakinareo me e raha namboarin'ny Davida tagnatin e fasahiragna sy e mosary- indreo miaraky ame lelahy namany- akognaia e nidirany tandragnon'Andriamanitry tame andron'i Abiatara mpisorom-be, ka nihina mofo ne fagnatreha, izay tsy ara-dalà ndre ia e hihina anazy hafa tsy gne mpisorana avao, ary mbola nagnomezagny maromaro e niaraky taminazy.''
|
||||
Da hoy Izy tamindreo: '' Mbola tsy novakinareo me gne raha namboarin'ny Davida tagnatin ge fasahiragna sy e mosary- indreo miaraky ame lelahy namany- akognaia e nidirany tandragnon'Andriamanitry tame andron'i Abiatara mpisorom-be, ka nihina mofo ne fagnatreha, izay tsy ara-dalà ndre ia e hihina anazy hafa tsy gne mpisorana avao, ary mbola nagnomezagny maromaro e niaraky taminazy.''
|
Loading…
Reference in New Issue