diff --git a/01/29.txt b/01/29.txt index 3eeae0e..442a03e 100644 --- a/01/29.txt +++ b/01/29.txt @@ -1 +1 @@ -Ra avy nizotso an'i synagoga da avy ame tragnon'i Simona izy amy Andre indreo,niaraky amin'i Jakoba sy Jaona.Ary gne rafozam-bavin'i Simona matory voane tazo,ka nizakandreo an'i Jesosy nge momba anazy.Da nagnatogny izy ka da nandray gne tagnany ary mampifoa anazy, da afaky gne tazony \ No newline at end of file +Ra avy nizotso an'i synagoga da avy ame tragnon'i Simona izy amy Andre indreo,niaraky amin'i Jakoba sy Jaona.Ary gne rafozam-bavin'i Simona matory voane tazo,ka nizakandreo an'i Jesosy nge momba anazy.Da nagnatogny izy ka da nandray gne tagnany ary mampifoa anazy, da afaky gne tazony,da avy teo nanomboky nanompo anazy agnaby indreo tao. \ No newline at end of file