auto save
This commit is contained in:
parent
9009606dc8
commit
d3b0b5b56a
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Tamiza andro za, da nisy olo marobe teo, ary tsy nanasakafo hoanina. Da nangaiky e mpianatr'i Jesosy ka nizaka tamindreo hoe: '' Mampalahelo anahy itoa olo itoa, satria efa telo andro indreo e nanohy magnaraky anahy ka tsy manasakafo. Raha ampandeanako any andragnon'ny tsy misy sakafo. Da mety ho mimia andala. Ny sasany amindreo da avy any tana-lavitra, ny sisasisa tavela, ka nahafeno Aro fito zakabe. Eo ame efatra arivo eo e olo tam'izany. Aveo da napandehanany nody indreo. Avy da nipitiky tamin'ny sambo kidy miaraka tame mpianatr'izy, ary nandeha agny ame fari
|
||||
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Tamiza andro za, da nisy olo marobe teo, ary tsy nanasakafo hoanina. Da nangaiky e mpianatr'i Jesosy ka nizaka tamindreo hoe: '' Mampalahelo anahy itoa olo itoa, satria efa telo andro indreo e nanohy magnaraky anahy ka tsy manasakafo. Raha ampandeanako any andragnon'ny tsy misy sakafo. Da mety ho mimia andala. Ny sasany amindreo da avy any tana-lavitra. Namaly andreo mpianatra ao hoe : '' Aiza no hahazoantsika mofo ampy hahavoky an'itoa vahoaka itoa.
|
Loading…
Reference in New Issue