auto save
This commit is contained in:
parent
d0dd0c03ea
commit
d2bcb01c63
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 23 Da nangehin'i Jesosy hoavy aminazy gne indreo, da nijakany ame ohatry hoe: Akôry gne ahafahan'ny satana mandroky an'ny satana?\v 24 raha misy fanjaka miady ame fanjaka da tsy maintsy rava ija. \v 25 aha misy avaokoa tokatrano miady atragno da tsy mahadigny ija tokatrano ija.
|
||||
\v 23 Da nangehin'i Jesosy hoavy aminazy gne indreo, da nijakany ame ohatry hoe: Akôry gne ahafahan'ny satana mandroky an'ny satana?\v 24 raha misy fanjaka miady ame fanjaka da tsy maintsy rava ija. \v 25 Raha misy avaokoa tokatrano miady atragno da tsy mahadigny ija tokatrano ija.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 26 \v 27 Raha nitsanga nanohitry e tegnany i satana da nisaraky, da tsy ela da efa tapitry. Tsy misy afaky hiditry ame tragnony gne olo matanjaky raiky da manafiky anazy raha tsy mamehy igny olo matanjaky igny zay vô manafiky gne tragnony.
|
||||
\v 26 Raha nitsanga nanohitry e tegnany i satana da nisaraky, da tsy ela da efa tapitry.\v 27 Tsy misy afaky hiditry ame tragnony gne olo matanjaky raiky da manafiky anazy raha tsy mamehy igny olo matanjaky igny zay vô manafiky gne tragnony.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 28 \v 29 \v 30 Lazaiko amireo e marigny, fa da ho voavela agnaby e heloky gne zanak'olombelo ndre gne ompa avôkiny gne vavany, fa gne magnompa gne Fanahy Masina da tsy voavela heloky mandrakizay. Nambaran'i jesosy izany noho gne nijakandreo anazy fa" manana fagnahy maloto Izy.:"
|
||||
\v 28 Lazaiko amireo e marigny, fa da ho voavela agnaby e heloky gne zanak'olombelo ndre gne ompa avôkiny gne vavany,\v 29 fa gne magnompa gne Fanahy Masina da tsy voavela heloky mandrakizay.\v 30 Nambaran'i jesosy izany noho gne nijakandreo anazy fa" manana fagnahy maloto Izy.:"
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 31 \v 32 Avy teo da avy lahatagny i abany amin'ny endriny da e rahalahiny, nitsanga taty ivelany taty. Da nagnafatry olo indreo, da nampangaiky Anazy. Nidoboky nagnodidy anazy gne vahoaka da ho izy taminazy:" I endrinao sy gne rahalahinao da ao ivelany gnao, mitady Anao indreo."
|
||||
\v 31 Avy teo da avy lahatagny i abany amin'ny endriny da e rahalahiny, nitsanga taty ivelany taty. Da nagnafatry olo indreo, da nampangaiky Anazy.\v 32 Nidoboky nagnodidy anazy gne vahoaka da ho izy taminazy:" I endrinao sy gne rahalahinao da ao ivelany gnao, mitady Anao indreo."
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 33 \v 34 \v 35 Da novaliany hoe: " Iteo, itoa gne endriko sy gne rahalahiko! Ndre ia ndre ia gne magnano gne sitrampon'e Zagnahary,da izay olo izay gne rahalahiko sy gne anabaviko sady endriko.
|
||||
\v 34 \v 35 Da novaliany hoe: " Iteo, itoa gne endriko sy gne rahalahiko!\v 33 Ndre ia ndre ia gne magnano gne sitrampon'e Zagnahary,da izay olo izay gne rahalahiko sy gne anabaviko sady endriko.
|
Loading…
Reference in New Issue